|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandalàna |
| Fototeny | 2lala |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4fisaonana.
[Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 5Ny fotoana isaonana ny vady maty. 6Fitandremana sy titan-drovana, fikarakarana: Zava-dehibe ny fandalàna ny fihavanana amin' ny Malagasy. [1.1] |
| Ohatra |
7 Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin' ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan' ny tena.
[4.27#]
8 Tsy hay tohaina ny herin' ny vola, ka nahatonga ny olona hiezaka ny hanohitra amin' ny fandalana ny ohateny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana". [2.606#] |
| Tovy hevitra | 9fandalaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|