|
|
|
|

Teny iditra1 fandakana
Fototeny  2lakana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famelezana amin'ny tongotra: Fandakana baolina.
5Fitsipahana, izay matetika mariky ny tsy fitiavana ombampaniratsirana: Fandakana ray aman-dreny izany fihetsika izany.
6Fanoherana: Fandakana miharihary ny hevitro izany teninao izany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12