|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fandaingana |
| Fototeny | 2lainga |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy filazana ny marina mba hamitahana olona: Zava-dratsy ny fandaingana fa hoy ny Ntaolo: Aleo mifanena amin' ny mpamosavy toy izay mifanena amin' ny mpandainga.
5Fahadisoan' ny mizana izay mahatonga azy hilaza lanja ratsy: Tsy anerany izany fandaingan' ity mizananao. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fandaingana |
| Fototeny | 7lainga |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Ilay lempona kely eo amin' ny takolaka ambanimbany izay hita miseho tsara rehefa mitsiky.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10A dimple on the face, a dimple in the cheeks when laughing..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11petit enfoncement sur la joue, fossette.
[1.3#145] |
| Ohatra |
12 Mahafatifaty avokoa ny eny aminy, na ny fitopin' ny masony mibaliaka, na ny fiampokampoky ny volony matevina, na ny fihifitrifitry ny fandaingana eo amin' ny takolany, na ny filantolanton' ny tanany.
[2.357#]
13 Na ny mpampianatra ahy, na ny mpiara-monina amiko, indrindra ireo niray ankohonana tamiko, dia tsy nisy nahatahiry hatezerana tamiko, raha vao mahita ny fandaingana teo amin' ny takolako sy ny fisahondrahondran' ny voloko misaritaka. [2.529#] |
| Voambolana | 14 Haiaina |
| Fivaditsoratra | 15 fandaingana, 16 fidanganana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|