|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandainga |
| Fototeny | 2lainga |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mandainga: Mampihomehy ny fandaingan' io olona io fa ataony ho zazakely daholo angaha ny olona rehetra.
5Olona zatra mandainga: Fandainga ratsy koa Ikotofatsora itỳ. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6A liar; one who is in the habit of telling lies..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Qui a l’habitude de mentir, la manière de mentir.
[1.3#373] |
| Fivaditsoratra | 8 fandainga, 9 fidangana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|