|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fandafika |
| Fototeny | 2lafika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mandafika, izany hoe manisy lafika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Ce sous quoi on met ordinairement quelque chose, ce qui exige un coussinet, la manière de mettre quelque chose dessous.
[1.3#369] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fandafika |
| Fototeny | 7lafika |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Ody fanalefahana ny poizin' ny tangena, saingy sotroina mialoha fa tsy mba aoriana toy ny fanatsatsorano.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10A charm used to render the tangena ordeal innocuous..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11(de lafika : ce qu'on prend comme apéritif avant le repas).
12On appelait ainsi autrefois les préparations qu'on avalait avant d'être soumis à l'épreuve du tangena et qui est censé lui servir d'antidote ou tout au moins pallier ses effets les plus dangereux.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
13 ody mahery tsy matin-tangena, fanevo-tana, fandafika, - tsy mba resin' izany hianao, ry Manamango, fa andriamanitra hianao
[2.857#]
|
| Voambolana | 14 Finoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|