|
|
|
|

Teny iditra1 fandady
Fototeny  2lady
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mandady, izany hoe mikisaka amin' ny tany, mandeha amin' ny tongotra sy ny tanana, mananika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5La manière de ramper. [1.3#367]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12