|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandadiana |
| Fototeny | 2lady |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fikisahana amin' ny tany: Mahavanana ny fandadian' io bibilava io.
5Fandehanana amin' ny tongotra sy ny tanana: Ny fandadian' ny zaza raha mbola kely. 6Fananihana: Ny fandadian' ny vahy amin' ny hazo. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 fandadiana, 8 fidanadana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|