|
|
|
|

Teny iditra1 fanatsingatorana
Fototeny  2tsingatotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famotrahana (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera; fandavoana (zavatra) ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12