|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanatsikera |
| Fototeny | 2tsikera |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manatsikera, mampisaratsaraka mba tsy hamela hifatratra; fomba entina mivaofy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5manière de diviser.
[1.3#767] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fanatsikera |
| Fototeny | 7tsikera |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Azo tsikeraina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10ce qu'on peut diviser.
[1.3#767] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|