|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanatsihana |
| Fototeny | 2hatsika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fiantsoana amin' ny fihetsiky ny loha na ny tanana; famahanana, famaikana ny fembasy.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fanatsihana |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7fitaovana misy makarakara entina mampitsika ny rano.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8égouttoir.
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 9 fanatsihana, 10 fanitsahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|