|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanatrosina |
| Fototeny | 2trosina |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manatrosina, mampianjera (olona) ka ny lohany mipòka aloha amin' ny tany.
5Azo atrosina. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|