|
|
|
|

Teny iditra1 fanatrehana
Fototeny  2atrika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4L’action d’assister, la présence. [1.3#66]
Ohatra  5 Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana. [2.470#]
6 Rehefa misy fahoriana mihatra amin' ny firenena na faritany, tokony hiray hina ny mponina ary hifanampy amin' ny fanatrehana izany fahoriana izany. [2.472#]

Fivaditsoratra  7 fahanterana, 8 fanatrehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12