|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanatonana |
| Fototeny | 2hatona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanakaikezana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5L’action de s'approcher, la cause.
[1.3#225] |
| Ohatra |
6 Tsy nisy toraka izany koa ny fanatonana ny Filankevi-Pirenena momba ny Asa tamin' ny didim-panjakana lah.
[4.27#]
7 Betsaka ny zavatra natao : fangatahana lalana, fanatonana ny polisy, fanomanana ny vata, fitadiavana fiarakodia. [2.472#] |
| Fivaditsoratra | 8 antafonana, 9 fanatonana, 10 faon-tanana, 11 foantañana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|