|
|
|
|

Teny iditra1 fanatakobaka
Fototeny  2takobaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manatakobaka, manetsiketsika zavatra ao anaty rano, manakobana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12