|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanasitiliana |
| Fototeny | 2sitily |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fampanjariana ho rano, amin' ny alalan' ny lalambika, ny etona avy amin' ny zavatra tenehina, ka anaovana ranomanitra na ireo karazan-toaka mahery (lalikera) samihafa.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|