|
|
|
|

Teny iditra1 fanasaoka
Fototeny  2saoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manasaoka, manampy lamba amin' ny akanjo mba hanalalahana azy.
5Azo saohana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fanasaoka, 7 fanasoaka, 8 sakafoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12