|
|
|
|

Teny iditra1 Fanasan' ny Tompo
Singan-teny  2fanasana, 3Tompo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5(fivavahana protestanta) Fihinanana ny mofo fahatsiarovana ny nataon' i Kristy tamin' Izy nizara tamin' ny mpianany ny mofo nolazainy hoe vatany indray andro talohan' ny nahafatesany: Mandray fanasan' ny Tompo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6The Lord's Supper.
7Fanasana is very frequently used alone for this.. [1.2]
Voambolana  8 Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12