|
|
|
|

Teny iditra1 fanasanasana
Fototeny  2sanasana
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manasanasana, manokatra ny vava mitanatana be.
5Azo asanasana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12