|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanasaliana |
| Fototeny | 2saly |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka.
[1.1] 5fanatanitanihana amin'ny afo. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6fumage.
[1.13] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: hanina |
| Tovy hevitra | 8fanasalisaliana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|