|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanarenana |
| Fototeny | 2arina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4fampitoviana tantana.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5l'action de mettre d'aplomb, de niveler, de redresser; le lieu, l'instrument.
[1.3#62] 6nivellement. [1.13] |
| Ohatra |
7 Tena mila fanarenana haingana ny firenena.
[2.285]
8 amin' ny alalan' ny fanamboarana na fanarenana sekoly ve? [4.27] 9 Endrey izany fahavononan-dRasoa amin' ny fanarenana azy e. [2.470] |
| Tsipelina hafa | 10fanaremana |
| Kamban-teny rehetra | 11fanarenana sary |
| Fivaditsoratra | 12 fanarenana, 13 faneranana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|