|
|
|
|

Teny iditra1 fañare
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hazo akambana amin' ny lakana mba tsy haharendrika azy raha mitongilana izy. [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4 Fifamoivoizan-tsambo
Mpanahaka  5 fihara

Fivaditsoratra  6 fañare, 7 fanera, 8 ferana, feraña, 9 Refana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02