|
|
|
|

Teny iditra1 fanaratra
Fototeny  2haratra
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manaratra, mikiky volo amin' ny hareza.
5Azo haratana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fanaratra, 7 fatrarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12