|
|
|
|

Teny iditra1 fanapotserana
Fototeny  2potsitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandoahana, famakiana (vay); fampisehoana miharihary. [1.1]
Tovy hevitra  5famotserana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12