|
|
|
|

Teny iditra1 fanaporofoana
Fototeny  2porofo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanamarinana: Maivana ny fanaporofoanao ny lazainao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5l'action de prouver, la preuve. [1.3#493]
6démonstration. [1.13]
Ohatra  7 Natao ho fanaporofoana ny fahamarinana ananan' ny mpiteny, noho izany, ny fisotroana tangena sy ozona izay teneniny. [1.519#]
8 Ireo fanapahan-kevitra noraisina faramparany izao^2 dia mirona amin' ny fanaporofoana fa ny fitondram-panjakana dia nisafidy ny nifanarahana antsoina hoe "agrobusiness" [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12