|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanaporiatra |
| Fototeny | 2poriatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manaporiatra, mampandositra, mampandeha haingana; mamoritra zavatra malemy na rano ao anaty tanana ka mivoaka mifantsitsitra io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Ce qu’on peut faire fuir ou jaillir, manière de faire fuir.
[1.3#491] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|