|
|
|
|

Teny iditra1 fanapondipondy
Fototeny  2pondipondy
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manapondipondy; mamoriporitra amin' ny tanana.
5Azo pondipondena. [1.1]
Tovy hevitra  6famondipondy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12