|
|
|
|

Teny iditra1 fanapondipondena
Fototeny  2pondipondy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famenjafenjana, famoriporetana amin' ny tanana mba halemilemy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5comme famondipondena. [1.3#491]
Tsipelina hafa  6famondipondena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02