|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanapika |
| Fototeny | 2pika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manapika, mampipitika, manala, manakombona (elo...), mamono jiro mirehitra amin' ny herim-baratra.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fanapika, 6 fanipaka, 7 fikapana, 8 fipakana, 9 pifanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|