|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanapihana |
| Fototeny | 2pika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fampipitihana, fanalana; fanakombonana (elo...); famonoana jira mirehitra amin' ny herim-baratra.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fanapihana, 6 fanipahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|