|
|
|
|

Teny iditra1 fanaparitahana
Fototeny  2paritaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanelezana tsisy kototony, tsy amin' ny toerana iray. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5l'action d'éparpiller. [1.3#479]
6dispersion, distribution.
7réseau. [1.13]
Ohatra  8 fanaparitahana sy fampahalalana ny vaovao; [2.445#]
9 Heveriko anefa fa tonga indray ny oran' ny fanaparitahana sy « ny fanelezana. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12