|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanantitranterana |
| Fototeny | 2antitrantitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fitokoavana |
4 5 |
| Ohatra |
6 ny fampahatsiavana sy fanantitranterana teo amin' ny kabary ny loloham-binanto sy ny asa ataony ho an' ny fianakavian' ny rafozany.
[2.436#]
7 Ny tsy nitovizany kosa dia ny famerenana ny fadin-tseranana ho fomba fanao indray sy ny fanantitranterana fa ny vahiny avy any andafin' ny ranomasina dia tsy maintsy manaraka ny "laloan' ny tany. [2.366#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
|