|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanantana |
| Fototeny | 2tantana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Hazo fisaka marani-bava ohatra ny lelantsy, izay andonana ny kofehy fahantenona roba hampikitroka tsara ny mason-tenona.
5Ankamantatra: Mivelatra ilay Malemy ka midoboka Raotozofy (ny tenona sy ny fanantana). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[Mod.
7s. 8from manantana (tantana).] A batten used in weaving.. [1.2] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|