|
|
|
|

Teny iditra1 fananontanona
Fototeny  2tanontanona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny zavatra mananontanona, manatona mampatahotra, mitatao efa mby hamely: Tsy hay lazaina ny tahony tamin' ny fananofltanon' ilay zavatra nihatra taminy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12