|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanankinana |
| Fototeny | 2ankina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Zavatra atao tohan' ny zavatra hafa iray: Ny rindrina mazàna rio fanankinana ny sahafa.
5Olona ananana fitokiana na ametrahana fikarakarana olona...: Olona mahatoky tahaka azy no fanankinanay ny ankizy rehefa tsy eto izahay. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[Rel.
7s. 8from manankina (ankina).] Anything on which another is made to lean or rest. [1.2] |
| Ohatra |
9 Ny fomba tsara indrindra mba hisorohana izany dia ny fanankinana ny ministera tsy misy ministra amina ministra mpisolo toerana efa mpikambana ao amin' ny Governemanta ankehitriny
[4.27#]
|
| Teny iditra (2/2) | 10 fanankinana |
| Fototeny | 11ankina |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
13A plant that used to be held by the owners of bulls in bull-fights with the idea that it would ensure victory..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14(de ankina : soutien, stimulant).
15Herbe indéterminée que les propriétaires de taureaux font absorber à leurs animaux avant le combat. 16On leur administre aussi, parfois, de la décoction du tsilaky.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry: ahitra 18 Finoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|