|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fananina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-bibilava lehibe sady lava. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4espèce de boa. [1.54]
Voambolana  5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  6fanany
Mpanahaka  7 fanano

Teny iditra (2/2)8 fananiña
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10fanahazana. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  11 fananiña, fananina, 12 faninana, 13 fin-anana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02