|
|
|
|

Teny iditra1 fanamotraka
Fototeny  2motraka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manamotraka, manalemy, mamela ho lo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Ce qu’on ramollit, manière de ramollir. [1.3#447]

Fivaditsoratra  6 fanamatroka, 7 fanamotraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12