|
|
|
|

Teny iditra1 fanambosiana
Fototeny  2ambosy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4famporisihana, fitaomana, fanangolena. [1.1]
5Famokisana teny olona mba hihetsehany, ka hanoherany zavatra. [2.285]
Fanazavàna teny frantsay  6L’action d’exciter, le moyen, le motif. [1.3#30]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12