|
|
|
|

Teny iditra1 fanamaroana
Fototeny  2maro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana izay hahamaro. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L’action de multiplier, de rendre nombreux. [1.3#435]
Ohatra  6 Isan' ny vato misakana ny fanamaroana haingana ny sekoly eran' ny Nosintsika ny fananganana vatan-trano miezinezina. [2.285#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12