|
|
|
|

Teny iditra1 fanalika
Fototeny  2alika
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manalika, manambany olona atao toy ny alika.
5Azo alikaina, ambanina toy ny alika. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fanakila, 7 fanalika, 8 fanilaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12