|
|
|
|

Teny iditra1 fanakovilavila
Fototeny  2kovilavila
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manakovilavila, izany hoe manao tarehy ratsy, na mampandeha tsy mahitsy tsara fa mivilambilana be ihany na manakovilivily (sandry) rehefa mandeha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Manière de faire balancer. [1.3#365]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12