|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanakotrana |
| Fototeny | 2kotrana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fanakotrana |
| Fototeny | 6kotra |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana, fanimbana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|