|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanakoroana
Fototeny  2koro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanasavoritahana; fanjerana, fandrodanana. [1.1]
Tovy hevitra  5fanorokoroana

Teny iditra (2/2)6 fanakoroana
Fototeny  7koro
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Fanaboriana (sofina). [1.1]
Tovy hevitra  10fanorokoroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12