|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanakoro |
| Fototeny | 2koro |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manakoro na manorokoro, mariakorontana, mampisafotofoto; fomba entina maniera, mandrodana.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5fanorokoro |
| Teny iditra (2/2) | 6 fanakoro |
| Fototeny | 7koro |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9fomba entina mambory sofina.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 10fanorokoro |
| Fivaditsoratra | 11 fanakoro, 12 fanoroka, 13 kaforano, 14 korofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|