|
|
|
|

Teny iditra1 fanakonana
Fototeny  2takona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaronana, fandrakofana; fanakanana tsy habita, tsy ho hita. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the act of covering; an eclipse. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6action de cacher, de couvrir ; éclipse du soleil ou de la lune. [1.8]
Ohatra  7 Ary raha mifaritra ny masoandro, na ny volana misy fanakonana. [2.857#]
8 Amin'ilay isian' ny fanakonana iny, ka mahamaizina ny masoandro na ny volana dia matahotra ny Bara satria loza lehibe hoy izy no tonga amin'ny tany. [1.353#]

Fivaditsoratra  9 fanakonana, 10 fanokanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12