|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanakobanana |
| Fototeny | 2kobana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanatsikebonana ny rano ka miloatra ny loto; fanetsiketsehana, fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio; fampivontosana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5L’action d’agiter, de remuer, de faire gonfler, l’instrument, le récipient.
[1.3#344] 6rinçage. [1.13] |
| Ohatra |
7 Na dia tsy mampidi-doza aza io zavatra manarona io dia hanampy amin'ny fanesorana izany ny fanakobanana ny vava amin'ny rano matimaty misy sira sy karibaonetra imbetsaka ao anatin'ny iray andro.
[2.424#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|