|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanakobàna |
| Fototeny | 2koba |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5action de réduire en marmelade.
[1.3#343] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fanakobana |
| Fototeny | 7kobana |
| Sokajin-teny | 8 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony.
10Azo kobanina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11Manière de remuer, de faire gonfler.
[1.3#344] |
| Fivaditsoratra | 12 fanabokana, 13 fanabonaka, 14 fanakobana, fanakobàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|