|
|
|
|

Teny iditra1 fanakisaka
Fototeny  2kisaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manakisaka, mamindra toerana, na manosika ho eo an-tsisintsisiny, mampihataka. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fanakisaka, 6 fankasiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12