|
|
|
|

Teny iditra1 fanakimpy
Fototeny  2kimpy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manakimpy, manakombona ny hodi-maso ka manjary tsy mahita ny maso. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Manière de fermer les yeux. [1.3#331]

Fivaditsoratra  6 fanakimpy, 7 mpanifika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12