|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanakendana |
| Fototeny | 2kenda |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4l'action d’étrangler, de serrer quelqu’un au cou, d’obstruer, l’instrument.
[1.3#322] |
| Ohatra |
5 Nakipiliny tamin'ny vozony i Kadadra ka nivezina indroa dia nidaraboka teo amin'ny tany fa mafy loatra ny fanakendana nifantoka teo amin'ny amboakelin-tendany.
[2.895#82]
|
| Tovy hevitra | 6fanendana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|