|
|
|
|

Teny iditra1 fanakatonana
Fototeny  2katona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandrindrinana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L’action de fermer. [1.3#317]
Ohatra  6 tokony ho tamin' ny 11 ora alina, tonga tao amin' ny toeran' ny fahitalavitra ny olon' ny mpitandro ny filaminana mba hanao ny fanakatonana azy. [4.27#]

Fivaditsoratra  7 fanakatonana, 8 fanakotanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12